• 26 avril 2021

Natao lavanty ampahibemaso ireo vato “cristal” tratra tao Ihosy. Efa nogiazana nandritran’ny roa volana araka ny didy fampanoavana nivoaka ny 12 aprily. Raha tsiahivina dia ny 21 febroary no tratra tao Mahasoa Sud, kaominina Zazasoa, Ihosy ny “cristal” 91 gony milanja 2016 kilao noentina kamiao 3. Notanterahina ny 23 aprily teo ny varotra ka lafo 21 tapitrisa ny vato. Ny vola azo tamin’io dia entina hanasoavana ny vahoaka.

Partagez :
Mahandry