Actualités


Voka-pifidianana vonjimaika : nahazo 58,95%n’ny vato manan-kery ny kandida Rajoelina Andry

Nahazo ny antsasa-manilan’ny vato manan-kery tamin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana filoham-pirenena malagasy natao ny 16 novambra 2023 teo ny kandida Rajoelina Andry, araka ny vokatra vonjimaika navoakan’ny CENI androany sabotsy 25 novambra. 58,95% no azony ary andrasana ny voka-pifidianana ofisialy havoakan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC). Toy izao ny filaharan’ny vokatra azon’ny Kandida miisa 13: […] Lire la suite...

25 novembre 2023
 Mitovy avokoa ny zon’ny kandida rehetra mandritra ny fifidianana

Manana zo hanara-maso ny fizotry ny fifidianana ny kandinda 13 nilatsaka hofidiana. Hanana solon-tena 1 avy isaky ny birao fandatsaham-bato izy ireo  ho mpanara-maso ny asa izay tanterahin’ny CENI mandritra  ny latsa-bato sy ny fikirakirana ny voka-pifidianana. Hahazo dika mitovy amin’ny PV mirakitra ny tatitry ny voka-pifidianana eny amin’ny birao fandatsaham-bato avy izy ireo ary […] Lire la suite...

14 novembre 2023
Lisitry ny mpifidy: “tsy misy fampidirana anarana vaovao”, hoy ny CENI

Ny lisitra ahitana mpifidy 11 043 836 nofaranana tanteraka ny 20 jolay 2023 teo ihany no hiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena hatao eto Madagasikara, hoy ny CENI.  Tsy mitombina, araka izany , ny filazan’ny mpanao politika fa hampiditra olona 150 anatin’ny lisitra any amin’ny biraom-pifidianana ny CENI. Vaovao tsy marina iniana aely mba hanakorontanana saina izany, […] Lire la suite...

1 novembre 2023
Élections présidentielles : 135 000 dollars au Basket Fund de la part de la Corée du Sud

Le Basket Fund du Programme des Nations Unies pour le Développement (PNUD) a reçu une contribution de 135 000 dollars de la République de Corée. Cette contribution est destinée à soutenir Madagascar dans l’organisation des élections présidentielles de 2023. Le montant sera utilisé pour soutenir la Commission Électorale Nationale Indépendante (CENI) en fournitures de bureau […] Lire la suite...

20 octobre 2023
Birao fandatsaham-bato noforonina : « Tsy mitombina », hoy ny fanazavan’ny filohan’ny CENI (VIDEO)

Mitondra fanazavana mikasika ny resaka mandeha momba ny fisian’ny birao fandatsaham-bato noforonina (fictif) ny filohan’ny Voamieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI), Dama Andrianarisedo Arsène. « Tsy mitombia » izany, hoy izy, « satria tsy voaporofo ». Heverina fa ny fifangaroan’ny fahazoan’ny olona ny antsoina hoe « biraom-pokontany » sy ny « birao fandatsaham-bato » no mety hahatonga ny olona sasany hihevitra fa […] Lire la suite...

18 octobre 2023
Réceptions des Bulletins et matériels de votes à Ivato.

Les bulletins et les matériels de votes sont arrivés ce 7 octobre par avion, empaquetés sur 325 palettes, et ne seront ouverts que le jour de scrutin pour raison de sécurisation. Les matériels sont déjà scellés dès son départ d’Afrique du Sud, lieu de leur impression. Chaque paquet est réparti selon le nombre de chaque […] Lire la suite...

7 octobre 2023
Zotram-pifidiana mangarahara : atolotry ny CENI ho an’ny kandida ny antontan-kevitra momba ny mpifidy sy biraom-pifidianana manerana ny Nosy

Atolotry ny CENI ho azon’ny kandida rehetra jerena amin’ny antsipiriany ny lisitry ny mpifidy manerana ny Nosy sy ny mombamomba ny biraom-pifidianana. Voasokajy isaky ny faritany izany mba ho mora vakina, ary azo jerena isaky farittra, distrika, kaominina, fokontany hatrany amin’ny toeram-pifidianana tsirairay . Teo anatrehan’ny mpiara-miombona antoka, toy ny PNUD, sy ny birao maharitry […] Lire la suite...

4 octobre 2023
Mission de l’OIF à Madagascar : prise de connaissances sur le déroulement du processus électoral

Une mission de l’Organisation internationale de la francophonie (OIF) a rencontré  ce 5 septembre les membres du bureau permanent de la Commission électorale nationale indépendante pour s’informer sur le déroulement des conduites des processus par la commission électorale malagasy. Si d’une manière générale, l’objectif est de s’informer de l’état actuel des processus, dans quelle mesure […] Lire la suite...

6 septembre 2023
Suivie de recommandation des auditeurs des fichiers électoraux : les piliers de sa fiabilité déjà corrigée par la CENI

Dans leurs rapports, les experts nationaux ont énuméré 49 recommandations adressées à la Commission Électorale Nationale Indépendante (CENI), à la date du 20 juillet derniers auxquels l’audit est clos. À cette date du 17 août 2023, vingt-trois de ces quarante-neuf recommandations ont déjà font l’objet de mesure corrective. Ces mesures concernent la correction des anomalies […] Lire la suite...

17 août 2023