Social

Antananarivo, 3 may 2021 (DDIT): Taorian’ny faritra Bongolava, dia ny Distrikan’Antsirabe, Faritra Vakinankaratra indray no mandray ny vatsy ara-bola sy tantsoroka avy amin’ny Governemanta Malagasy amin’ny alalan’ny tetikasa Ankohonana miatrika.
Tetikasan’ny fitondram-panjakana, hanampiana ireo tra-pahasahiranana eto amin’ny firenena vokatry ny krizy ateraky ny valanaretina Covid-19. Tsiahivina fa ny Minisiteran’ny Mponina, vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola ary tanterahin’ny FID eny ifotony no mandrindra ny tetikasa, ary haharitra 5 volana.
Ta Fyh

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer