Soava Andrimarotafika : lany ho mpisolotena ny mpanao gazety eny anivon’ny CENI

  • 28 octobre 2021

Lany ho solon-tenan’ny Holafitry ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) i Ralaisoavamanjaka Andriamarotafikatohanambahoaka (Soava Andriamarotafika). Vato 30 no azony, tamin’ny mpifidy 47.

16 ny vato azon’ny kandida Olivier Emile Rasamizatovo ary 1 no  azon’ny kandida Vavah Mandimbisoa Rakotoarivonjy.

Partagez :
admin