Economie

Sidina mampitohy an’i La Réunion sy Ste-Marie : hiverina amin’ny sabotsy 17 septambra

Hiverina manomboka ny sabotsy 17 septambra ho avy izao ny sidina mampitohy ny nosy Sainte-Marie sy ny nosy La Réunion, araka ny tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra.

Isaky ny sabotsy no hisy ny sidina La Réunion – Sainte Marie (miainga amin’ny 02 ora sy 20 minitra tolakandro ary tonga amin’ny 3 ora sy 25 minitra tolakandro) ary isaka ny alarobia kosa ny sidina Sainte Marie – La Réunion (miainga amin’ny 12 ora latsaka fahefany antoandro ary tonga amin’ny 3 ora latsaka folo tolakandro).

Articles similaires

Laisser un commentaire

Fermer