Deprecated: Return type of Requests_Cookie_Jar::offsetExists($key) should either be compatible with ArrayAccess::offsetExists(mixed $offset): bool, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Cookie/Jar.php on line 63

Deprecated: Return type of Requests_Cookie_Jar::offsetGet($key) should either be compatible with ArrayAccess::offsetGet(mixed $offset): mixed, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Cookie/Jar.php on line 73

Deprecated: Return type of Requests_Cookie_Jar::offsetSet($key, $value) should either be compatible with ArrayAccess::offsetSet(mixed $offset, mixed $value): void, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Cookie/Jar.php on line 89

Deprecated: Return type of Requests_Cookie_Jar::offsetUnset($key) should either be compatible with ArrayAccess::offsetUnset(mixed $offset): void, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Cookie/Jar.php on line 102

Deprecated: Return type of Requests_Cookie_Jar::getIterator() should either be compatible with IteratorAggregate::getIterator(): Traversable, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Cookie/Jar.php on line 111

Deprecated: Return type of Requests_Utility_CaseInsensitiveDictionary::offsetExists($key) should either be compatible with ArrayAccess::offsetExists(mixed $offset): bool, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Utility/CaseInsensitiveDictionary.php on line 40

Deprecated: Return type of Requests_Utility_CaseInsensitiveDictionary::offsetGet($key) should either be compatible with ArrayAccess::offsetGet(mixed $offset): mixed, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Utility/CaseInsensitiveDictionary.php on line 51

Deprecated: Return type of Requests_Utility_CaseInsensitiveDictionary::offsetSet($key, $value) should either be compatible with ArrayAccess::offsetSet(mixed $offset, mixed $value): void, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Utility/CaseInsensitiveDictionary.php on line 68

Deprecated: Return type of Requests_Utility_CaseInsensitiveDictionary::offsetUnset($key) should either be compatible with ArrayAccess::offsetUnset(mixed $offset): void, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Utility/CaseInsensitiveDictionary.php on line 82

Deprecated: Return type of Requests_Utility_CaseInsensitiveDictionary::getIterator() should either be compatible with IteratorAggregate::getIterator(): Traversable, or the #[\ReturnTypeWillChange] attribute should be used to temporarily suppress the notice in /home/taratmg/public_html/wp-includes/Requests/Utility/CaseInsensitiveDictionary.php on line 91
Lalaon’ny Nosy : “Vonona i Madagasikara handray ny lalaon’ny Nosy”, hoy ny filoha Andry Rajoelina - Dépêche TARATRA Lalaon’ny Nosy : “Vonona i Madagasikara handray ny lalaon’ny Nosy”, hoy ny filoha Andry Rajoelina - Dépêche TARATRA

Lalaon’ny Nosy : “Vonona i Madagasikara handray ny lalaon’ny Nosy”, hoy ny filoha Andry Rajoelina

  • 23 août 2023
Natolotry ny filoham-pirenena androany 23 aogositra tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ireo fitaovana ilain’ireo atleta mandritra ny lalaon’ny Nosy, izay atao eto amintsika manomboka ny 25 aogositra ka hatramin’ny 3 septambra izao. Ho ampisaina mandritra ny fifaninana ireo fitaovana ireo. Mamaly ny filan’ireo atleta ireo fitaovana natolotra ireo.
“Zava-dehibe amiko ny mihaona aminareo, izay entina hankaherezana sy hitsofandrano ary hanolorana ireo fitaovana Peut être une image de 4 personnes et textehiatrehana izany lalaon’ny Nosy izany. Ny tanjona apetraka dia ny hoe hamiratra i Madagasikara. Ankoatra ny medaly, ny fandresena izay hoentinareo dia fandresen’i Madagasikara. Atao ao anatin’ny firaisa-po izany fandresena izany kanefa mila ezaka avy amin’ny tsirairay avy”, hoy ny filoham-pirenena Andry Rajeolina.

“Ilaina ny fifanomezan-tanana. Fotoana ilaina ny fanehoana ny firaisankina izao mba tsy hitsanga-menatra ny firenena. Hipetraka ho tantara ny fandresena izay ho azonareo ary indrindra ho an’ny firenena”, hoy hatrany ny filoha. Ankoatra ireo fitaovana, nanolotra fanampiana ho an’ireo federasiona izay mandray anjara amin’ity lalaon’ny Nosy ity ny fitondram-panjakana, hoentin’izy ireo miatrika izao lalao izao.Peut être une image de 2 personnes, vélo et texte

Ankoatra izay, vonona ireo fotodrafitrasa handraisana ny fifaninana hoy ny filoha. Maro ny asa fanarenana natao tamin’ireo toerana ireo, ka mamaly ny fenitra takina izany ankehitriny, hoy hatrany ny fanazavana. “Potika tsy nisy nikarakara ireo toerana rehetra, toy ireo kianja mitafo. Mila fahaizana mikarakara ireo toerana ireo indrindra aorian’ny lalaon’ny Nosy”, araka ny fanehoankevitry ny filoha Andry Rajoelina. Manodidina ny 34 miliara ariary ny tetibola nampiasaina tamin’ny fikarakarana ity lalaon’ny Nosy ity. Nisy fitsitsiana araka izay azo natao, kanefa mitady ny tsara hatrany araka ny fanazavan’ny filohan’ny Komity mpikarakara ny lalaon’ny Nosy, Haja Resampa.
Partagez :
Hasina Rakotoarilina