JIRAMA: Fanoloana ny “câbles” ambanin’ny tany, Ankorondrano

  • 25 janvier 2023
Maro ny faritra tsy maintsy ho tapahana jiro mandritra ny ora iray mba hahafahana manolo ilay “câbles” ambanin’ny tanyizay may eo Ankorondrano hoy ny fampitam-baovao avy amin’ny orinasa Jirama amin’izao ora izao
Voakasik’izany ireto toerana ireto
1 – départ N’5 :
Ankadifotsy, Mandialaza, Behoririka, Soarano, Tsiazotafo, Petite vitesse , Tsaralalàna.
2 – départ N’9 :
Ambodivona , Andravoahangy , Mascar , Mahavoky (nord) , Anjanahary , Girard et robic , Soavimbahoaka , Nanisana.
3 – départ N’11 :
Antanimena , Villa pradon , Ambohibary , Vassacos , Antaniavo , Ankazomanga , Andraharo , Ambodivonikely , Anosivavaka.
4 – départ N’25 :
Avaradoha, Ambodimanga, Mangasoavina, Metéo, Ampandrianomby , Ambatokaranana , Tsarahonenana , Mahatazana , Ampasapito , Mikoja.
5 – départ N’26 :
Ambodivona, Andranomahery, Tsaramasay, Ankorondrano, Route des hydrocarbures , Ivandry , Alarobia , Morarano.
Rehefa vita ny asa dia hiverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra amin’ireo toerana ireo.
Partagez :
Mahandry