“Jerison”: 2 tapitrisa ariary ho an’izay manana vaovao ahafahana misambotra azy

  • 11 juin 2021

Antananarivo, 11 juin 2021,(DDIT) : Omena 2 tapitrisa ariary izay olona manome vaovao mahakasika ilay jiolahy mpangalatr’omby any amin’ny faritra atsimo antsoina hoe “Jerison”, hahafahana misambotra azy hoy ny Jeneraly Ravalomanana Richard, Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria. Araka ny tatitra nataony dia, omby miisa zato amin’ny 300 no efa tafaverina any Benonoka hatramin’ny 25 mai lasa teo ary trano miisa 300 tafo no may.

Tiana Andriamifidy

Partagez :
Mahandry