• 8 février 2023

Noho ny fihotsaha’ny lalana eo amin’ny PK 372, dia miato amin’ny ampahany ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha 6 (RN6) eo anelanelan’Antsohihy sy Ambanja araka ny fampitam-baovaon’ny minisiteran’ny Asa vaventy. Efa any an-toerana ireo fiarabe fanamboaran-dalana an’ny orinasa ISO Construction hamerenana ny fifamoivoizana ao anatin’ny fotoana fohy.

Partagez :
Mahandry