Fihaonambe iraisam-pirenena any Türkiye : voaasa manokana any an-toerana ny Filoha Andry Rajoelina

  • 2 mars 2024
Fihaonambe iraisam-pirenena any Türkiye : Handroso vahaolana sy hifampizara traikefa ary hiezaka hitondra feo tokana manoloana ireo ambana efa misy sy vao mipoitra hatrehina amin´izao taonjato faha-XXI izao ireo mpandray anjara amin’ny « Forum Diplomatique » 2024 Türkiye – Antalya. Manodidina ny 4000 izy ireo ary anisan’izany ny Filoha Andry Rajoelina sy Filoham-pirenena ary Filoham-panjakana 20 voaasa manokana any an-toerana.
Partagez :
Mahandry