Fifidianana filoham-pirenena : anio 11 septambra ny fisarihana ny filaharan’ny kandida

  • 11 septembre 2023

Ho fantatra anio alatsinainy 11 septambra 2023 ny filaharan’ny kandida ho filoham-pirenena ao anatin’ny bileta tokana. Hanomboka amin’ny 9 Ora maraina ny antsapaka, izay hatao eny amin’ny foiben’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) eny Alarobia.

 

 

 

Partagez :
Mahandry