“Festival Rifatse”: mampiray ny lafy valon’ny Nosy

  • 28 août 2021

Mampiroborobo ny sehatry ny kolontsaina ary mampiray ny lafy valon’ny Nosy ny « Festival Rifatse » andiany faha enina izay manana tanjona ihany koa hampandrosoana ny sehatry ny toe-karena sy ny fizahan-tany hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetrandro raha nanokatra ity hetsika ity ny 27 aogositra 2021. Zava- dehibe loatra ny fifankatiava, hoy izy, izay maha malagasy antsika ka nanetanany ny vahoaka tao Morondava. Nosantarina tamin’ny carnaval namakivaky ny tanànan’i Morondava ny hetsika. Marihina fa aharitra telo andro ny “Festival Rifatse”

Partagez :
Mahandry