Famatsiana herinaratra : handatsahana orana artifisialy ny sahan-driakan’Andekaleka, Tsiazompaniry, Mantasoa

  • 5 août 2023
Feno ny fepetra hahafahana mandatsaka orana artifisialy amin’ny sahan-driakan’Andekaleka, tsiazompaniry ary Mantasoa. Ny 6 sy 7 aogositra 2023 no handatsahana ny orana. Ao anatin’ny fiomanana amin’izany ny Sampana mpamantatra ny toetr’andro amin’izao.
Tanjona ny hampiakarana ny ahavon’ireo tohodrano mpamokatra herinaratra ireo, hahafahana mampitombo ny vokatra sy mifehy ny fahatapahan-jiro, indrindra eto amin’ny Tambajotra Iraisan’Antananarivo.
Partagez :
Romuald