fahavitan’ny RN44: mitondra fampandrosoana ao Alaotra

  • 2 juillet 2023

Efa tsara ny RN44 « lasa tantara sisa ny hoe matory an-dalana raha mandeha amin’ny RN44 » hoy ny filoha vaovaon’ny FIZALAOTRA, Zaka Andriamahafaly Rabearimanana.

Andrasan’ity fikambanana ity amin’ny fanjakana ny hitohizan’ny asa fampandrosoana hatrany. Tanteraka ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha teo aloha sy ny filoha vaovaon’ny FIZALAOTRA. Naseho ampahibemaso ny mpikambana omaly 2 jolay koa ireo mandrafitra ny birao. Tanjona ny hampiroboroboana hatrany ny fikambanana izay mifototra amin’ny sosialy.

Partagez :
Sissie Raveloson