Brèves


Un centre de santé intégré pour accueillir les femmes victimes de violence est  en cours de construction à Antananarivo. Ce, grâce à un co-financement de l’Association Internationale des Maires Francophones et de l’Union Européenne, avec une contribution de la Commune Urbaine d’Antananarivo. Ce Centre, le premier de ce type sur l’espace des collectivités territoriales francophones […] Lire la suite...

27 mai 2024

Vonona ny avy eo anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana (HCC) amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny alarobia 29 mey ho avy izao. Nitafa mifanesy tamin’ireo mpanara-maso ny fifidianana avy ao amin’ny SADEC sy ny Vondrona Afrikana ny Filohan’ity andrim-panjakana ity, Rakotoarisoa Florent, androany. Votoatin’ny fifampiresahana ny mikasika ny fikarakarana ny fifidianana. Nanao antso avo tamin’ireo […] Lire la suite...

24 mai 2024

Fahatapahan-jiro : Haharitra roa andro ny fanamboarana ao amin’ny « Tana Sud Anosizato ». Faritra maro araka izany no tsy maintsy hiaran’ny fahatapahan-jiro mifandimby toy ny any Arivonimamo hatrany Soavinandriana, Isotry, Itaosy sy ny manodidina ary i Mandroseza. Niatomboka tamin’ny fahamaizana  » tête de câble » iray ny olana ary niitatra tamina fahamaizana  » tête de […] Lire la suite...

Dans le cadre de la 2ème session de la Commission Mixte de Coopération Madagascar-Maurice, la réunion des hauts fonctionnaires des deux pays s’est tenue le 15 mai 2024 au Ministère des Affaires étrangères, de l’intégration régionale et du Commerce Internationale à Port-Louis. La réunion des hauts fonctionnaires consiste à passer en revue l’état de la […] Lire la suite...

16 mai 2024

Tafakatra 34 500 ny karatany  nozaraina ho an’ny vahoaka ao amin’ny kaominina  Ampitatafika, Soamanandrariny, Ambatotsipihina tao amin’ny Distrikan’Antanifotsy nandritra ny dian’ny Filohan’ny Andry Rajoelina tany an-toerana androany 15 may. Ankoatra izay, nametrahana CSB2 manara-penitra ao amin’ity distrika ity. Natao izao, hanatanterahana ny politikam-panjakana  « fahasalamana manakaiky vahoaka ».   Lire la suite...

15 mai 2024

Renim-pianakaviana iray 69 taona hita faty tao an-tranony, novonoina tamin’ny fomba feno habibiana. Tsindrona antsy telo no hita tamin’ny nofo mangatsiakan’ity renim-pianakaviana ity nandritra ny nahitana azy ny marainan’ny sabotsy 27 Aprily 2024. Mipetra-drery izy ary hatramin’ny alarobia teo no tsy nahitan’ny mpanampiny azy sy ny mpanofa tranony mifanila-vodirindrina aminy. Nihidy avy any ivelany ny […] Lire la suite...

29 avril 2024

Zaza tsy ampy taona manodidina ny 8 hatramin’ny 13 taona indray no ataon’ny dahalo fitaovana ao Morondava araka ny fanazavan’ny Commissaire de police ao amin’ny distrikan’i Morondava, Ravalinandrasana Maurice. Kisoa miisa 5 sy lelavola 1 400 000 Ariary no nangalarin’izy ireo. Vokatry ny fidinana ifotony sy ny fanentanana natao tany an-toerana, dia  nahazo namana fanampiny […] Lire la suite...

25 avril 2024

Un autre vol charter en provenance de Bulgarie débarquera à Nosy-Be le 19 mars, après le premier en novembre 2023. En effet, plus de 10 vols charter en provenance de Bulgarie sont déjà programmés à destination de Madagascar cette année, a lancé le ministre du Tourisme, Joël Randriamandranto. Madagascar s’ouvre actuellement aux nouveaux marchés en […] Lire la suite...

17 mars 2024

Tsodrano: rano voatokana no ampiasaina amin’izany. Rano nalaina avy amin’ny loharano naroina tantely mba ho mamy ny fiainana. Samy manana ny fombany ny faritra tsirairay avy fa ny fomba iombonan’ny Malagasy rehetra no natao teny amin’ny Rovan’i.Madagasikara tamin’ity 11 marsa, taombaovao malagasy ity. Fotoana irariana soa ho an’ny rehetra izay, mba hahazo izay iriany, ho […] Lire la suite...

11 mars 2024