Brèves


Nisitraka fanohanana amin’ny famolavolana ny drafitra fanambinana ny toetr’andro na « Climate Prosperity Plans » (CPP) amin’ity taona 2024 ity  i Madagasikara. izany dia vokatry ny fiaraha-miasa antsika amin’ny «Forum des Pays les plus pauvres» (CVF) sy ny Secrétariat du V20 (Vulnerable Twenty). Ny CPP dia paikady fampiasam-bola Nasionaly, làlana mankany amin’ny fanambinana eto amin’ny […] Lire la suite...

21 juin 2024

Tafakatra 3,5%  ny mpiadina CEPE tato amin’ny faritra Menabe tamin’ity taona 2024. Ho an’ny Cisco  Morondava dia niakatra ho 25% izany. Manodidina ny 9766 ireo mpiadina ato Menabe ka ny 2937 amin’ireo no ato amin’ny Cisco Morondava. Mitsinjara amin’ny ivontoeram-panadinana 39 ireo mpiadina hoy ny tomponandraikitry ny Cisco Morondava. Nambarany fa hamafisina ny fiambenana amin’ny […] Lire la suite...

18 juin 2024

Selon les données des deux premières vagues de tendance provisoires publiées par la Commission Électorale Nationale Indépendante (CENI), les statistiques des candidats de premier et deuxième rang se présentent comme suit : Premier Rang: Indépendant : 20 candidats IRMAR : 14 candidats Firaisankina : 13 candidats Deuxième Rang: IRMAR : 29 candidats Indépendants : 15 […] Lire la suite...

30 mai 2024

Un centre de santé intégré pour accueillir les femmes victimes de violence est  en cours de construction à Antananarivo. Ce, grâce à un co-financement de l’Association Internationale des Maires Francophones et de l’Union Européenne, avec une contribution de la Commune Urbaine d’Antananarivo. Ce Centre, le premier de ce type sur l’espace des collectivités territoriales francophones […] Lire la suite...

27 mai 2024

Vonona ny avy eo anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana (HCC) amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny alarobia 29 mey ho avy izao. Nitafa mifanesy tamin’ireo mpanara-maso ny fifidianana avy ao amin’ny SADEC sy ny Vondrona Afrikana ny Filohan’ity andrim-panjakana ity, Rakotoarisoa Florent, androany. Votoatin’ny fifampiresahana ny mikasika ny fikarakarana ny fifidianana. Nanao antso avo tamin’ireo […] Lire la suite...

24 mai 2024

Fahatapahan-jiro : Haharitra roa andro ny fanamboarana ao amin’ny « Tana Sud Anosizato ». Faritra maro araka izany no tsy maintsy hiaran’ny fahatapahan-jiro mifandimby toy ny any Arivonimamo hatrany Soavinandriana, Isotry, Itaosy sy ny manodidina ary i Mandroseza. Niatomboka tamin’ny fahamaizana ” tête de câble” iray ny olana ary niitatra tamina fahamaizana ” tête de […] Lire la suite...

Dans le cadre de la 2ème session de la Commission Mixte de Coopération Madagascar-Maurice, la réunion des hauts fonctionnaires des deux pays s’est tenue le 15 mai 2024 au Ministère des Affaires étrangères, de l’intégration régionale et du Commerce Internationale à Port-Louis. La réunion des hauts fonctionnaires consiste à passer en revue l’état de la […] Lire la suite...

16 mai 2024

Tafakatra 34 500 ny karatany  nozaraina ho an’ny vahoaka ao amin’ny kaominina  Ampitatafika, Soamanandrariny, Ambatotsipihina tao amin’ny Distrikan’Antanifotsy nandritra ny dian’ny Filohan’ny Andry Rajoelina tany an-toerana androany 15 may. Ankoatra izay, nametrahana CSB2 manara-penitra ao amin’ity distrika ity. Natao izao, hanatanterahana ny politikam-panjakana  « fahasalamana manakaiky vahoaka ».   Lire la suite...

15 mai 2024

Renim-pianakaviana iray 69 taona hita faty tao an-tranony, novonoina tamin’ny fomba feno habibiana. Tsindrona antsy telo no hita tamin’ny nofo mangatsiakan’ity renim-pianakaviana ity nandritra ny nahitana azy ny marainan’ny sabotsy 27 Aprily 2024. Mipetra-drery izy ary hatramin’ny alarobia teo no tsy nahitan’ny mpanampiny azy sy ny mpanofa tranony mifanila-vodirindrina aminy. Nihidy avy any ivelany ny […] Lire la suite...

29 avril 2024