Antananarivo – Tana-masoandro : hampitohizin’ny “Tramway”.

  • 28 janvier 2024

Anisan’ny teboka lehibe efa voapetrapetraka ny resaka fifamoivoizana raha momba ny Tana-masoandro. Ho vita 17 mn ny lalana mampitohy an’ity Tanana ity sy Antananarivo. Tanterahana amin’ny alalan’ny Tramway izay hanana hafaikanam-pandeha 90km/ora izany. Mahatratra 23 km ny lalana hodiaviny.

Tsy hanana olana aman’ny herinatra ny ao Tana-masoandro. “Hapetraka ao Ambohimiarina hoy ny Filohampirenena Rajoelina Andry ” ny parc Solaire” lehibe hamatsy an’i Tana-masoandro. Noho izany dia matoky ny ho avy isika, mamelona fanantenana, ary mitondra ny fampandrosoana izay hapetraka eto amin’ny firenena hoy hatrany izy

Partagez :
Sissie Raveloson