• 10 juin 2021
Naverina nanomboka ny 9 jona ny  »alarobia tsy miverina » rehefa nihato nandritra ny 1 taona sy tapany noho ny fihanaky ny valan’aretina covid 19. Ny alarobia tsy miverina dia sehatra iray ahafahan’ireo mpiantsa tononkalo mamoaka ny heviny manokana mikasika ny antony nanoratany tononkalo iray. Eo ihany koa no hitsikerana ny asa soratra iray hahatonga azy ho matianina amin’io asa soratra io.
Partagez :
Mahandry