• 27 mai 2021
Jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro, manana tanjaka 200watt miisa 40 no napetraka tao amin’ny fokontany efatra, kaominina Asabotsy Anjiro.
Fanomezana avy tamin’ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny Angovo sy ny Akoran’afo, izay tafiditra ao anatin’ny fanantanterahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena, ho fanomezana endrika sy fanazavana ny tanàna.
Partagez :
Mahandry