• 27 février 2024

Mitentina 45 tapitrisa dolara ny famatsiana avy amin’ny banky iraisam-pirenana ho an’ny STATCAP II, natao ho fanamafisana fahaiza-manao ho an’ny antontan’isa izay tetikasa Rezionaly an’i SADC.

Anisan’ny teboka iray lehibe hotanterahan’ny INSTAT hiarahany amin’ny governemanta ny fanisana faobe mba hahafahana mahazo ny antontan’isa hatrany amin’ny farany ambany indrindra. Fantatra izany androany 27 febroary 2024, nandritra ny fanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa STATCAP-II sy ny famoahana ny vokatra ofisialin’ny EPM 2021-2022.

Partagez :
Njaka Randria