• 14 février 2024

Misy fahasimbana ny sisin-dàlana eo amin’ny PK 334 akaikin’ny Tetezana Antananambo, 19 km tsy ahatongavana any Toamasina. Misy lavaka miforona eo akaikin’ny tetezana ary mikaoka ny ampahany amin’ny sisin-dalana ary ahiana ny mety ho fihitaran’izany noho ny habetsahan’ny rotsak’orana sy ny fivezivezen’ireo fiara vaventy.

Miantso ny rehetra ho mailo hatrany ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny ATT.

Partagez :
Mahandry