• 29 janvier 2024

Nametraka ny taratasy fanambaram-pananany teny anivon’ny HCC Andriamatoa  Fontaine Max Andonirina, Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, anio 29 janoary 2024.

Atao laharam-pahamehana amin’ny fanatanterahana izany ny fametrahana ireo rafitra iadiana amin’ny kolikoly eto anivony sy any amin’ireo ratsa-mangaika, ny famafisana ny fahaiza-manao am-pahalalan’ireo mpiara-miasa mahakasika ny ady amin’ny kolikoly ary ny fametrahana fomba fiasa mangarahara sy lavitry ny kolikoly.

Partagez :
Mahandry