• 26 janvier 2024
Manodidina ny 500 ny mpiasan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina nanatanteraka ny adidy masina tamin’ny fambolen-kazo teny amin’ny tanàna vaovao Tanamasoandro Imerintsiatosika androany 26 janoary.
Manana vinavina hanatontosa fambolen-kazo amina toerana manan-tantara koa ny fianakaviamben’ny minisitera amin’ity taona ity, hoy ny minisitra Augustin Andriamananoro.
Partagez :
Mahandry