• 24 janvier 2024
Lehilahy 1 no maty, vehivavy 3 lasa takalona aina, vehivavy 1 hafa natratra mafy , vokatry ny asan-dahalo nitranga tao amin’ny kaominina Talatan’Angavo, distrikan’ Ankazobe halina. Lehilahy 1 hafa koa no voatifitra teo amin’ny lohany.
 Nandray ny andraikiny ny Zandary taorian’ny fampitam-baovao avy amin’ny mponina.
Partagez :
Mahandry