• 13 janvier 2024
Efa tonga eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha avokoa ny minisitra hotendrena ho mpikambana amin’ny Governemanta. Mandray ny toromarika farany avy amin’ny Praiminisitra Ntsay Christian ireo minisitra tsirairay voasafidy tao anatin’ny maro ireo.
Vonona amin’ny fanolorana azy ireo amin’ny fomba ofisialy ny eo anivon’ny Lapan’Iavoloha, araka ny fampahafantarana nataon’ny Fiadidiana ny Repoblikan’i Madagasikara.
Partagez :
Mahandry