• 5 janvier 2024

Zava-dehibe ny fisitrahana rano fisotro madio sy fidiovana indrindra ao aorian’ny fandalovan’ny rivo-doza. Tokantrano  miisa 59  no nisitrika fitaovana fidiovana sy fanadiovana avy amin’ny Talem-paritry ny Rano, ny Fidiovana, ny Fahadiovana tao amin’ny faritra Fitovinany izay fiarahamiasa tamin’ny UNICEF Madagascar. Natao mba hanampiana ireo traboina taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Alvaro ho fisorohana ny aretina azo avy amin’ny fiparitahan’ny loto samihafa ary indrindra ho fiarovana ireo zaza sy ny ankizy marefo amin’ny resaka fahasalamana.

Partagez :
Mahandry