• 28 novembre 2023

Nanome rà maimaim-poana  an-tsitrapo mba  ho fanavotana aina sy  fanampiana ny mpiara-belona  tao amin’ny fitehirizan-drà etsy amin’ny Centre Hopitalier  Soavinandriana ireo miaramila sy zandary ary polisy lehilahy sy vehivavy avy eo anivon’ny Rezimanta Mpiambina ny filohan’ny Repoblika (RGP)

Nitarika izany hetsika izany ny lehiben’ny rezimanta, ny Kolonely RABENJAMINA Thierry. Nanomboka ny Alatsinainy 27 Novambra teo ny hetsika ary hifarana ny zoma ho avy izao.

Partagez :
Mahandry