• 27 novembre 2023

Fanajana ny tetiandro napetraka sy fifehezana ny fitaovana ara-kajimirindra no antony nahavitana namoaka ny voka-pifidianana vonjimaika tao anatin’ny fotoana fohy, hoy ny CENI. Ahafahana misoroka ny mety ho ahiahy koa ny tsy fitarazohana amin’ny famoahana ny vokatra, araka ny fanazavan’ny mpampaka-tenin’ny CENI, Soava Andriamarotafika.

Partagez :
Romuald