• 24 novembre 2023

Fanafihana teny Andohanimandroseza : nanamafy ny teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena fa jiolahy efa tompon’antoka tamin’ny fanafihana maro ireo olona maty notifirina ireo. Anisan’ny nandray anjara tamin’ny fanafihana tokatrano iray teny Anosiala izy ireo araka ny fanazavana hatrany.

Olona dimy hatreto no efa voasambotra mahakasika ity raharaha ity ankoatran’ireo voatifitra.

Partagez :
Mahandry