• 16 novembre 2023
Teto amin’ny biraom-pifidianana EPP Ankorondrano ny praiminisitra Ntsay Christian no namita ny adidiny tamin’ny fifidianana filoham-pirenena androany alakamisy 16 novambra 2023 tamin’ny 10 Ora 45mn .
Nambarany fa zava-dehibe ny fahafahan’ny malagasy maneho hevitra amin’ny alalan’ny fifidianana. Mariky ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna izany, hoy izy.
Partagez :
Mahandry