• 16 novembre 2023
Teto amin’ny biraom-pifidianana EPP Ivandry no nandatsa-bato ny kandida laharana faha 13, Randrianasoloniaiko Siteny androany tamin’ny 12 Ora 00mn.
Zava-dehibe ho an’ny ho avin’ny firenena, hoy izy, ny fifidianana. Nanentana ny olompirenena malagasy manerana ny Nosy , izy mba ho tonga hanatontosa ny adidiny. Miezaka manara-maso ny mety endrika tsy fanarahan-dalàna koa , hoy ity kandida ity ny ekipany.
Partagez :
Mahandry