• 3 novembre 2023

Olona 80 no hisitraka fandidiana “cataracte” maimaimpoana eny amin’ny CHU Anosiala amin’ity herinandro ity. Ity no hetsika faharoa iarahan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny alalan’ny CHU Anosiala, miasa amin’ny  Fikambanana « Pneumo-Aide ».

Partagez :
Mahandry