• 26 octobre 2023

Omaly Alarobia 25 oktobra, tokony ho tamin’ny 3 ora tolak’andro teo, trano miisa 9 no may nilatsahan’ny varatra (vara-maina), tao Ambatomarina, Lavatrafo  Distrikan’Isandra.

Tombanana ho 46 tapitrisa ariary eo ho eo ny vidin’ny zavatra may sy simba ary miisa 49 ireo traboina tsy manan-kialofana amin’izao fotoana izao.

Partagez :
Mahandry