• 16 octobre 2023

« Tsy azo eritreretina intsony ny hiverenan’ny fitantanana ny raharaham-pirenena any amin’ny Antenimieran-doholona » araka ny nambaran’ny minisitry Fitsarana, Landy Mbolatiana Randriamanantenasoa.

Efa namoaka didy izay tsy azo hivalozana namindra izany fitantanana izany any amin’ny Governemanta Ifarimbonana ny Fitsarana avo momba ny Lalam-panorenana raha ny voalazany hatrany.

Partagez :
Mahandry