• 21 septembre 2023

Asan’ny fitsarana ny fanomezana ny taratasy fanamarinana ny fizakana zom-pirenena na « certificat de nationalité » araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Landy Randriamanantenasoa. Tsy hanavahana na iza na iza ny fanomezana izany araka ny nambarany hatrany. Manao “déni de justice” hoy izy ny Fitsarana raha tsy mamoaka ny “certificat de nationalité” rehefa tomombana ny antontan-taratasin’ady tonga eo aminy

Partagez :
Mahandry