• 27 juillet 2023

Ny fifidiana irery ihany no fomba enti-manendry ny mpitondra ho an’ny firenena manaja ny fenitra demokratika.  Tokony ho tanteraka ao anatin’ny fe- potoana voafaritry ny lalàna ny fifidianana Filoham-pirenena.

Ireo no anisan’ny teboka lehibe nivoitra nandritra ny zaikabe notanterahan’ny Antoko Maitso ho an’i Madagasikara teny By Pass androany 27 jolay.

Partagez :
Mahandry