• 25 juillet 2023

Tahirim-bolam-panjakana : mitady tale jeneraly vaovao

Mitady Filoha tale jeneraly  vaovao ny orinasam-panjakana hitantana ny Tahirim-bolam-panjakana (FSM).

Tokony hanana bacc mihoatry ny 5 ary nianatra momban’ny fitantanana na fitantanana orinasa ny kandida. Tokony hanana traikefa matanjaka amin’ny fitantanana ny fananana, ny renivola, ny vola tsy miankina na ny fampiasam-bola ary ny fametrahana vola ihany koa .

Ilaina ny fahaiza-manao toy ny fahaiza-manao matanjaka amin’ny fitantanana sy ny fahaiza-mitarika. Tsara raha mahay manelanelana tsara izay ho DG an’ny FSM ity .

Partagez :
Mahandry