• 25 juillet 2023

Fiarovam-pirenena : 393 no nivoaka tao amin’ny sekoly Ambonin’ny Zandarimaria Moramanga

Mpianatra 393 avy ao amin’ny andiany 27ème CSC- 47ème CAO- 60ème BPI, ary ny 36ème SMP no navoaka tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny ESGN Moramanga omaly 24 Jolay. Ahitana teratany Togolais fito tamin’ireto andiany ireto.

Nanatrika sy nanome voninahitra izany ny Jeneraly Josoa Rakotoarijaona, minisitry ny Fiarovam-pirenena sy ireo manam-boninahitra hafa.

Partagez :
Mahandry