• 13 juillet 2023
403 983 no afaka fanadinana CEPE tamin’ity taom-paianarana 2022-2023 ity raha 515 081 no isan’ny mpiadina. Nahitana fiakarany ny salan’isa izay manome 76,01 %.
Anisan’ny vokatra tsara tao anatin’ny 5 taona io raha toa ka ny taona 2020 no ambany indrindra 45,25 %.
Partagez :
mialy