• 3 juillet 2023

Efa tsara ny RN44 “lasa tantara sisa ny hoe matory an-dalana raha mandeha amin’ny RN44” hoy ny filoha vaovaon’ny FIZALAOTRA, Zaka Andriamahafaly Rabearimanana. Naseho ampahibemaso ny mpikambana omaly 2 jolay koa ireo mandrafitra ny birao.

Tanjona ny hampiroboroboana hatrany ny fikambanana izay mifototra amin’ny sosialy. Andrasan’ity fikambanana ity amin’ny fanjakana ny hitohizan’ny asa fampandrosoana hatrany.

Partagez :
Mahandry