• 22 juin 2023

Nanao fampilazana ny ao amin’ny kaominina Ambonivohitr’i Mahajanga fa tsy hisokatra ny ao amin’ny « service État-Civil » ny 23 jona 2023 izao. Hisy hatrany anefa ny fandraisana ireo taratasy fanambaram-pahafatesana.

Ny 27 jona 2023 kosa no hiverina mandray ny raharaha amin’ny ora mahazatra ireo mpiasa rehetra amin’izany sampana izany.

Partagez :
Mahandry