• 22 juin 2023

Tantaran’ny mpanjaka : holalaovina an-tsehatta ao amin’ny kianja Masoandro isaky ny sabotsy Holalaovina an-tsehatra ao amin’ny Kianja Masoandro isaky ny sabotsy folakandro ny tantaran’ny Mpanjaka teto Madagasikara tamin’ny taonjato faha-19.

Amin’ny 03 ora folakandro ny fampisehoana voalohany; amin’ny 04 ora kosa ny faharoa, araka ny fampahafantarana nataon’ny minisitera misahana ny Kolontsaina.

Partagez :
Romuald