• 21 juin 2023
Tsy mahakasika ny mpampianatra sy mpianatra ny fihetsika mamoafady niseho tao Ankatso omaly 20 jona 2023, hoy ny fanambarana nataon’ny Sojabe mpisolo toerana ao amin’ny Fakiolten’ny Teny aman-tsoratra ary Siantsan’ny maha Olona (FLSH).
Misokatra ny fanadihadiana anatiny ataon’ny Fiadidiana ny Oniversiten’Antananarivo momba ity tranga ity mba hahafantarana sy handraisana fanapahan-kevitra momba ny olona nahavita ity fihetsika manala baraka ny toeram-pianarana ity.
Partagez :
Romuald