• 20 juin 2023

Mpiadina ny fanadinana CEPE miisa 2065 tao amin’ny toeram-panadinana CEG, EPP ary SFX Antanimena no nisitraka tohan’aina avy amin’ny minisiteran’ny Mponina androany.

Tsy diso anjara tamin’izany ihany koa ireo mpiadina tao Ambohidratrimo, Avaradrano ary Atsimondrano. Natao izao ho fankaherezana azy ireo amin’ny fiatrehana ny fanadinana androany.

Partagez :
Mahandry