• 7 juin 2023

Ankizy miisa 1 177 no nizarana kopia androany alarobia 7 jona teto Antananarivo. 1 volana ka hatramin’ny 17 taona, avy ao amin’ny kaominina 44 izy ireo. Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny ”Organisation Internationale de la Francophonie” (OIF)izany. Andiany voalohany izy ity, taorian’ny fifanarahana, ary mbola hisy ny andiany manaraka.

Partagez :
mialy