• 22 mai 2023

Mandray anjara amin’ny Fihaonamben’ny vondron’ny Banky Afrikana I Madagasikara amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola izay hotontosaina manomboka ny 22 May ka hatramin’ny 26 may 2023 any Sharm El-Sheik Egypte.

Ny lohahevitra amin’io dia hiompana amin’ny resaka fanetsehana ny famatsiam-bola ho an’ny fampandrosoana manaja ny tontolo iainana eto amin’ny kaontinanta Afrikana .

Partagez :
Mahandry