• 2 février 2023
Faritra Boeny : mitondra fanampiana ho an’ireo tra-boina ny filoha Rajoelina
Mitondra fanampiana ho an’ireo Malagasy mpiray Tanindrazana tra-boina aty amin’ny distrikan’i Marovoay, faritra Boeny, ny filoham-pirenena Andry Rajoelina. Vahoaka marobe no mitsena azy ao anatin’izany.
Ankoatra ny fizarana masom-boly sy fitaovam-pamokarana dia mizara sakafo mafana koa izy .
Partagez :
Mahandry