• 25 février 2023
Miato tanteraka ny fampianarana ho an’ny Cisco Antananarivo renivohitra sy Ambohidratrimo hatramin’ny zoma 27 janoary 2023 araka ny fampitam-baovaon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
Noraisina izao fanapahan-kevitra izao ho fiarovana ireo mpianatra vokatry ny loza mety ateraky ny orana mikija sy ny andro ratsy hatramin’io fotoana io.
Voakasik’izany avokoa ireo mpianatra rehetra hatreny amin’ny kolejy sy lisea.
Araka ny fampitam-baovao hatrany dia ny alatsinainy 30 janoary no hiverina hianatra ny mpianatra rehetra.
Partagez :
Mahandry