• 31 janvier 2023

Toerana maro no tapaka jiro noho ilay fahamaizana vata mpanova herinaratra ” transformateur” tao Anosisoa manana tanjaka 100 KVA. Tamin’ny maraina tokony ho tamin’ny 7ora sy 20 minitra teo no may ity vata mpanova herinaratra ity.

Efa voafehy ny afo ary efa mandeha ny asa fanarenana ataon’ny orinasa Jirama izay ahitana ny ekipa teknika avy eny Ambodimita ampian’ny ekipa teknika avy eny Soanierana.

Partagez :
Mahandry