• 26 janvier 2023
Tapaka ny lalam-pirenena faha 6 mampitohy an’i Port Bergé sy Antsohihy eo amin’ny PK 217+100 araka ny fampitam-baovaon’ny minisiteran’ny Asa vaventy.
Ny fihotsahan’ny tetezana no anton’izany ary efa eo am-pitadiavana vaha olana hiverenan’ny fifamoivoizana ny Minisitera araka ny vaovao hatrany.
Partagez :
Mahandry